Lamentations 3:54 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Mandifotra ny lohako ny rano ka hoy aho: Maty aho ity!
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nisondrotra mihoatra ny lohako ny rano, ka hoy aho: «Maty aho!»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nandifotra ny lohako ny rano, ka hoy aho hoe: «Very aho ity!»
Malagasy Bible 1865
Mandifotra ny lohako ny rano, ka dia hoy izaho: Maty aho ity!
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Mandifotra ny lohako ny rano ka hoy aho: Maty aho ity!
malagasy
Mandifotra ny lohako ny rano, ka dia hoy izaho: Maty aho ity![Heb. Voajinja]