Lamentations 3:55 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
TOMPO ô, niantso ny anaranao avy tany an-davaka lalina indrindra aho.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Iaveh ô, niantso ny Anaranao tany anaty lavaka lalina aho.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Avy tany am-paran’ny lava-drano aho no niantso vonjy taminao, TOMPO ô.
Malagasy Bible 1865
Jehovah ô, niantso ny anaranao tany an-davaka lalina indrindra aho.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
TOMPO ô, niantso ny anaranao avy tany an-davaka lalina indrindra aho.
malagasy
[KOFA] Jehovah ô, niantso ny anaranao tany an-davaka lalina indrindra aho.