Lamentations 3:56 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ny feoko dia efa renao ka aza tampenana ny sofinao, raha mitaraina mitady izay mba hiainana kely aho.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Renao ny feoko: «Aza manentsin-tadìny, amin’ny fisentoako, amin’ny fitarainako!»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Renao ny feoko manao hoe: «Aza anampenan-tsofina ny fitarainako miantso vonjy aminao.»
Malagasy Bible 1865
Ny feoko dia efa renao, aza tampenana ny sofinao, raha mitaraina mitady izay mba hiainana kely aho.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ny feoko dia efa renao ka aza tampenana ny sofinao, raha mitaraina mitady izay mba hiainana kely aho.
malagasy
Ny feoko dia efa renao, aza tampenana ny sofinao, raha mitaraina mitady izay mba hiainana kely aho.