Lamentations 3:57 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nanakaiky Ianao tamin’ny andro niantsoako Anao ka hoy Ianao: Aza matahotra.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Tamin’ny andro niantsoako anao, nanatona Ianao, dia nanao hoe: «Aza matahotra!»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nanatona Ianao tamin’ny andro niantsoako Anao, ka nanao tamiko hoe: «Aza matahotra!»
Malagasy Bible 1865
Nanakaiky Hianao tamin'ny andro niantsoako Anao, ka dia hoy Hianao: Aza matahotra.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nanakaiky Ianao tamin’ny andro niantsoako Anao ka hoy Ianao: Aza matahotra.
malagasy
Nanakaiky Hianao tamin'ny andro niantsoako Anao, ka dia hoy Hianao: Aza matahotra.