Lamentations 3:58 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Tompo ô, Ianao nandahatra ny adiko izay nikasika ny aiko; eny, Ianao no nanavotra ny aiko.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Tompo ô, niandraikitra ny adiko Ianao, namonjy ny aiko.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Tompo ô, niady ho ahy Ianao ka nanavotra ny aiko.
Malagasy Bible 1865
Tompo ô, Hianao nandahatra ny adiko izay nikasika ny aiko, eny, nanavotra ny aiko Hianao.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Tompo ô, Ianao nandahatra ny adiko izay nikasika ny aiko; eny, Ianao no nanavotra ny aiko.
malagasy
[RESY] Tompo ô, Hianao nandahatra ny adiko izay nikasika ny aiko, eny, nanavotra ny aiko Hianao.