Lamentations 3:59 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
TOMPO ô, hitanao ny fitsarana miangatra natao tamiko ka mba tsarao ny adiko.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Hitanao, ry Iaveh, ny anaovany an-keriny amiko, omeo ny rariny aho!
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
TOMPO ô, hitanao ny fiangarana natao tamiko ka notsarainao ara-drariny aho.
Malagasy Bible 1865
Jehovah ô, hitanao ny fitsarana miangatra natao tamiko, ka mba tsarao ny adiko.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
TOMPO ô, hitanao ny fitsarana miangatra natao tamiko ka mba tsarao ny adiko.
malagasy
Jehovah ô, hitanao ny fitsarana miangatra natao tamiko, ka mba tsarao ny adiko.