Lamentations 3:6 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ampitoeriny ao amin’ny maizina toy izay efa maty hatrizay aho.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nampitoeriny amin’ny maizina, toy ny efa maty fahagola aho.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nampitoeriny tao amin’ny haizina aho tahaka ireo efa maty fahiny.
Malagasy Bible 1865
Ampitoeriny ao amin'ny maizina toy izay efa maty fahagola aho.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ampitoeriny ao amin’ny maizina toy izay efa maty hatrizay aho.
malagasy
Ampitoeriny ao amin'ny maizina toy izay efa maty fahagola aho.