Lamentations 3:60 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Hitanao ny valifaty rehetra ataon’ireo, dia ny saina rehetra entiny mamely ahy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Hitanao avokoa ny lolom-pony sy ny fiokoan’izy rehetra hamely ahy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Hitanao avokoa ny valifaty nataony tamiko, dia izay rehetra nokasainy hamelezana ahy.
Malagasy Bible 1865
Hitanao ny famalian-dratsy rehetra ataon'ireo, dia ny saina rehetra entiny mamely ahy
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Hitanao ny valifaty rehetra ataon’ireo, dia ny saina rehetra entiny mamely ahy.
malagasy
Hitanao ny famalian-dratsy rehetra ataon'ireo, dia ny saina rehetra entiny mamely ahy