Lamentations 3:61 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
TOMPO ô, renao ny latsa ataony, dia ny saina rehetra entiny mamely ahy,
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Renao avokoa, ry Iaveh, ny latsa ataony, ny fiokoan’izy rehetra hamely ahy,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
TOMPO ô, efa renao ny latsa nataony, dia izay rehetra nokasainy hamelezana ahy.
Malagasy Bible 1865
Jehovah ô, efa renao ny latsa ataony, dia ny saina rehetra entiny mamely ahy,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
TOMPO ô, renao ny latsa ataony, dia ny saina rehetra entiny mamely ahy,
malagasy
[SINA] Jehovah ô, efa renao ny latsa ataony, dia ny saina rehetra entiny mamely ahy,