Lamentations 3:62 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
ny molotr’izay mitsangana hanohitra ahy sy ny fimonomononany mandritra ny andro hamelezany ahy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
ny resaky ny fahavaloko mbamin’ny fisainany hamely ahy mandritra ny andro.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Izay lazain’ny mpanohitra ahy sy eritreretiny dia kendreny hamelezana ahy tontolo andro.
Malagasy Bible 1865
Dia ny molotr'izay mitsangana hanohitra ahy sy ny saina ataony mandritra ny andro hamelezana ahy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
ny molotr’izay mitsangana hanohitra ahy sy ny fimonomononany mandritra ny andro hamelezany ahy.
malagasy
Dia ny molotr'izay mitsangana hanohitra ahy sy ny saina ataony mandritra ny andro hamelezana ahy.