Lamentations 3:63 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Jereo ny fipetrany sy ny fitsangany, fa ataony an-kira aho.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Jereo, fa na mipetraka izy ireo na mitsangana, dia izaho no ataony an-kira.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Jereo izy na mipetraka na mitsangana fa izaho ihany no ambentin-dresany.
Malagasy Bible 1865
Jereo ny fipetrany sy ny fitsangany, fa ataony an-kira aho.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Jereo ny fipetrany sy ny fitsangany, fa ataony an-kira aho.
malagasy
Jereo ny fipetrany sy ny fitsangany, fa ataony an-kira aho.