Lamentations 3:64 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Hovalianao izy, TOMPO ô, araka ny asan’ny tanany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Valio araka ny mendrika azy ireo izy, ry Iaveh ô! araka ny asan’ny tanany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
TOMPO ô, araka izay nataony tamiko no hamalianao azy koa.
Malagasy Bible 1865
Hovalianao araka ny asan'ny tànany izy, Jehovah ô.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Hovalianao izy, TOMPO ô, araka ny asan’ny tanany.
malagasy
[TAO] Hovalianao araka ny asan'ny tànany izy, Jehovah ô.