Lamentations 3:65 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Eny, hohamaizininao ny fony, hihatra aminy ny ozonao.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
ataovy jamba ny fony; atokano ho azy ny ozonao.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Hataonao donto ny fisainany; ary hiharan’ny ozonao ireo.
Malagasy Bible 1865
Eny, hohamaizininao ny fony, hihatra aminy ny ozonao.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Eny, hohamaizininao ny fony, hihatra aminy ny ozonao.
malagasy
Eny, hohamaizininao ny fony, hihatra aminy ny ozonao.Henjehinao amin'ny fahatezerana izy ka haringanao tsy ho etỳ ambanin'ny lanitr'i Jehovah.