Lamentations 3:66 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Henjehinao amin’ny fahatezerana izy ka haringanao tsy ho etỳ ambanin’ny lanitry NY TOMPO.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Enjeho an-katezerana izy, ary fongory, tsy ho etỳ ambanin’ny lanitr’i Iaveh!
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Hoenjehinao amim-pahatezerana izy ka haringanao tsy ho etỳ ambonin’ny tany.
Malagasy Bible 1865
Henjehinao amin'ny fahatezerana izy ka haringanao tsy ho etỳ ambanin'ny lanitr'i Jehovah.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Henjehinao amin’ny fahatezerana izy ka haringanao tsy ho etỳ ambanin’ny lanitry NY TOMPO.
malagasy
Henjehinao amin'ny fahatezerana izy ka haringanao tsy ho etỳ ambanin'ny lanitr'i Jehovah.