Lamentations 3:7 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nofefeny manodidina aho ka tsy afa-niala, nataony mavesatra ny gadrako.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nohodidininy tamboho aho, tsy ho afa-mivoaka; novesarany gadra vy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nofefeny manodidina aho tsy ho afa-nivoaka; nataony mavesatra ny gadrako.
Malagasy Bible 1865
Nofefeny manodidina aho ka tsy afa-nivoaka, nataony mavesatra ny gadrako.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nofefeny manodidina aho ka tsy afa-niala, nataony mavesatra ny gadrako.
malagasy
[GIMELA] Nofefeny manodidina aho ka tsy afa-nivoaka, nataony mavesatra ny gadrako.