Lamentations 3:8 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary na dia mitaraina sy miantso vonjy aza aho dia sakanany ny vavaka ataoko.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Na mitaraina sy miangavy aza aho, tampenany avokoa ny fidiran’ny fivavahako.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nikiakiaka niantso vonjy aho; fa nosakanany ny fivavako.
Malagasy Bible 1865
Ary na dia mitaraina sy minananana aza aho, dia tampenany ny fivavako.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary na dia mitaraina sy miantso vonjy aza aho dia sakanany ny vavaka ataoko.
malagasy
Ary na dia mitaraina sy minananana aza aho, dia tampenany ny fivavako.