Lamentations 4:10 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ny tanan’ny vehivavy malemy fanahy aza dia nahandro ny zanany; eny, izany no nohaniny tamin’ny fandringanana ny oloko zanakavavy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nisy vehivavy mora mangoraka, nefa tanany no nahandro ny zanany dia nataony hanina izany, tamin’ny fandringanana ny zanaka vavin’ny vahoakako.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ny reny tokony ho feno fitiavana aza no nirotsaka nahandro ny zanany; dia izany no nataony sakafo tamin’ny fandringanana nahazo ny vahoakako.
Malagasy Bible 1865
Ny tanan'ny vehivavy malemy fanahy aza dia nahandro ny zanany: Eny, izany no nohaniny tamin'ny fandringanana ny oloko zanakavavy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ny tanan’ny vehivavy malemy fanahy aza dia nahandro ny zanany; eny, izany no nohaniny tamin’ny fandringanana ny oloko zanakavavy.
malagasy
Ny tanan'ny vehivavy malemy fanahy aza dia nahandro ny zanany: Eny, izany no nohaniny tamin'ny fandringanana ny oloko zanakavavy.