Lamentations 4:12 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ny mpanjakan’ny tany sy ny mponina rehetra amin’izao tontolo izao dia tsy nanampo fa ny mpanohitra sy ny fahavalo no ho tafiditra ao amin’ny vavahadin’i Jerosalema.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Tsy mba nino ireo mpanjakan’ny tany, na ny mponina rehetra tamin’izao tontolo izao, fa ny mpandrafy, ny fahavalo dia ho tafiditra ny vavahadin’i Jerosalema.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Tsy nanampo na ny mpanjakan’ny tany na ny mponina rehetra amin’izao tontolo izao fa hiditra ao an-tanànan’i Jerosalema ny fahavalony ama-mpandrafy azy.
Malagasy Bible 1865
Ny mpanjakan'ny tany sy ny mponina rehetra amin'izao tontolo izao dia tsy nanampo fa ny rafilahy sy ny fahavalo no ho tafiditra ao amin'ny vavahadin'i Jerosalema.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ny mpanjakan’ny tany sy ny mponina rehetra amin’izao tontolo izao dia tsy nanampo fa ny mpanohitra sy ny fahavalo no ho tafiditra ao amin’ny vavahadin’i Jerosalema.
malagasy
Ny mpanjakan'ny tany sy ny mponina rehetra amin'izao tontolo izao dia tsy nanampo fa ny rafilahy sy ny fahavalo no ho tafiditra ao amin'ny vavahadin'i Jerosalema.