Lamentations 4:13 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Noho ny fahotan’ny mpaminany sy ny heloky ny mpisorony izay nandatsaka ny ran’ny marina tao aminy no nahatonga izao.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Izany no tonga noho ny fahotan’ny mpaminaniny, sy ny heloky ny mpisorony, izay nandatsaka tao anatin’ny mandany ny ran’ny marina.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fahotan’ny mpaminaniny sy heloky ny mpisorony izay nahafaty ny mpivavaka marina tao an-tanàna no nahatonga izany fahavoazana izany.
Malagasy Bible 1865
Noho ny fahotan'ny mpaminany sy ny heloky ny mpisorony, izay nandatsaka ny ran'ny marina tao aminy, no nahatongavan'izao.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Noho ny fahotan’ny mpaminany sy ny heloky ny mpisorony izay nandatsaka ny ran’ny marina tao aminy no nahatonga izao.
malagasy
Noho ny fahotan'ny mpaminany sy ny heloky ny mpisorony, izay nandatsaka ny ran'ny marina tao aminy, no nahatongavan'izao.