Lamentations 4:14 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Niraparapa toy ny jamba teny an-dalambe izy, mihosin-dra rahateo ny tenany ka tsy nisy sahy nikasika ny akanjony.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Niraparapa toy ny jamba teny an-dalambe izy ireo, sady nihosin-dra, hany ka tsy azo nokasihina akory ny fitafiany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Toy ny jamba eny an-dalambe ry zareo no niraparapa fandeha sady voahosin-dra; hany ka voarara ny mikasika ny fitafiany.
Malagasy Bible 1865
Niraparapa toy ny jamba teny an-dalambe izy, sady voahosin-drà ny tenany, ka tsy nisy sahy nikasika ny akanjony.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Niraparapa toy ny jamba teny an-dalambe izy, mihosin-dra rahateo ny tenany ka tsy nisy sahy nikasika ny akanjony.
malagasy
Niraparapa toy ny jamba teny an-dalambe izy, sady voahosin-drà ny tenany, ka tsy nisy sahy nikasika ny akanjony.