Lamentations 4:17 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Mbola pahina ny masonay miandry foana ny hamonjena anay; nitazana teo amin’ny tilikambo fitazanana izahay nanantena ny firenena izay tsy nahavonjy anay.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary isika, nihavizaka ny masontsika, mbola miandry izay vonjy foana; eny an-tampon’ny tilikambontsika eny isika no nitsinjo, izay firenena tsy hahavonjy antsika akory.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Mbola vizana ny masonay miandry foana ny famonjena. Nitazana teo an-tilikambo izahay nanantena firenena tsy hahavonjy.
Malagasy Bible 1865
Mbola pahina ny masonay miandry foana ny hamonjy anay; Nitazana teo amin'ny tilikambo izahay nanantena ny firenena izay tsy nahavonjy anay.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Mbola pahina ny masonay miandry foana ny hamonjena anay; nitazana teo amin’ny tilikambo fitazanana izahay nanantena ny firenena izay tsy nahavonjy anay.
malagasy
Mbola pahina ny masonay miandry foana ny hamonjy anay; Nitazana teo amin'ny tilikambo izahay nanantena ny firenena izay tsy nahavonjy anay.