Lamentations 4:18 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Mitsongo dia anay izy ka tsy mahazo mandeha izahay na dia eny an-dalambe aza; akaiky ny fara fiainanay, tapitra ny andronay; eny, tonga ny fara fiainanay.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nitsikilo ny diantsika izy, nisakana antsika tsy handeha eny amin’ny kianjatsika. Manantòmotra ny fiafarantsika, tapitra ny androntsika; eny, efa tonga ny fiafarantsika!
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Arahi-maso ny fihetsikay: Tsy afa-mankeny an-kianjanay akory izahay. Manakaiky ny fiafaranay, tapitra ny andronay; eny, migadona ny fiafaranay.
Malagasy Bible 1865
Mitsongo-dia anay izy, ka tsy mahazo mandeha eny an-dalambe aza izahay; Akaiky ny fara-fiainanay, tapitra ny andronay, eny, tonga ny fara-fiainanay.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Mitsongo dia anay izy ka tsy mahazo mandeha izahay na dia eny an-dalambe aza; akaiky ny fara fiainanay, tapitra ny andronay; eny, tonga ny fara fiainanay.
malagasy
Mitsongo-dia anay izy, ka tsy mahazo mandeha eny an-dalambe aza izahay; Akaiky ny fara-fiainanay, tapitra ny andronay, eny, tonga ny fara-fiainanay.