Lamentations 4:2 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ny zanaka sarobidin’i Ziona izay nosandaina tahaka ny volamena tsy miharo dia indrisy, efa atao toy ny siny tany, asan’ny tanan’ny mpanefy tanimanga!
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ireo zanaka lahin’i Siôna, miendrik’andriana indrindra, voatombana an-danjam-bolamena madio, ka ahoana no natao toy ny vilany tany, asan-tanan’ny mpanefy vilany?
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Indrisy! Ireo vaton’i Tsiôna izay sarobidy sady manan-danja toy ny volamena madio dia tonga mitovy vidy amin’ny siny tany, asan-tanan’ny mpanefy tanimanga?
Malagasy Bible 1865
Indrisy! ny zanaka mahafinaritr'i Ziona, izay saro-bidy tahaka ny tena volamena, dia efa atao ho toy ny siny, asan-tànan'ny mpanefy tanimanga!
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ny zanaka sarobidin’i Ziona* izay nosandaina tahaka ny volamena tsy miharo dia indrisy, efa atao toy ny siny tany, asan’ny tanan’ny mpanefy tanimanga!
malagasy
Indrisy! ny zanaka mahafinaritr'i Ziona, izay saro-bidy tahaka ny tena volamena, dia efa atao ho toy ny siny, asan-tànan'ny mpanefy tanimanga!