Lamentations 4:20 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ny fofonainay, ilay voahosotry NY TOMPO, dia efa voafandriky ny longoany, dia ilay nataonay hoe: Ao ambanin’ny alokalony no hahavelona anay any amin’ny hafa firenena.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ilay fofon’aintsika, ilay voahosotr’i Iaveh, voasambotra tao an-davak’izy ireo, dia ilay nataontsika hoe: «Eo ambanin’ny alokalony, no ho velona any amin’ny firenena isika.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ilay niankinan’ny fiainanay, ilay mpanjaka nohosoran’ny TOMPO ka mba efa nilazanay hoe: «Eo ambany fiarovanao no hanananay toerana eo anivon’ny firenen-kafa», dia indro voafandriky ny longoam-pahavalo!
Malagasy Bible 1865
Ny fofonainay, ilay voahosotr'i Jehovah, dia efa voafandriky ny longoany, dia ilay nataonay hoe: Ao ambanin'ny alokalony no hahavelona anay any amin'ny firenena.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ny fofonainay, ilay voahosotry NY TOMPO, dia efa voafandriky ny longoany, dia ilay nataonay hoe: Ao ambanin’ny alokalony no hahavelona anay any amin’ny hafa firenena.
malagasy
Ny fofonainay, ilay voahosotr'i Jehovah, dia efa voafandriky ny longoany, dia ilay nataonay hoe: Ao ambanin'ny alokalony no hahavelona anay any amin'ny firenena.