Lamentations 4:21 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Mifalia sy miravoravoa ihany, ry Edoma zanakavavy izay monina any amin’ny tany Oza; ianao koa no horosoana ny kapoaka ka ho mamo sy hitanjaka.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Mifalia sy miravoravoa, ry zanaka vavin’i Edôma, izay monina any amin’ny tanin’i Hosa! Horosoana ny kapoaka koa ianao; ka himamo dia hitanjaka.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Mifalia sy miravoa ianareo, ry mponin’i Edôma, izay mitoetra ao amin’ny tanin’i Hotsy; saingy handalo aminareo koa ny tsangambavam-panamelohana ka ho mamo sy hiboridana ianareo!
Malagasy Bible 1865
Mifalia sy miraveravoa ihany ary, ry Edoma zanakavavy, izay monina any amin'ny tany Oza, ianao koa no horosoana ny kapoaka, ka ho mamo sy hitanjaka ianao.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Mifalia sy miravoravoa ihany, ry Edoma zanakavavy izay monina any amin’ny tany Oza; ianao koa no horosoana ny kapoaka ka ho mamo sy hitanjaka.
malagasy
Mifalia sy miraveravoa ihany ary, ry Edoma zanakavavy, izay monina any amin'ny tany Oza, ianao koa no horosoana ny kapoaka, ka ho mamo sy hitanjaka ianao.Tsy misy intsony ny helokao, ry Ziona zanakavavy, tsy ho entina ho babo intsony ianao; Hamaly anao Izy, ry Edoma zanakavavy, noho ny helokao ka hampiseho ny fahotanao.