Lamentations 4:22 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Tsy misy intsony ny helokao, ry Ziona zanakavavy, tsy hoentina ho babo intsony ianao; hamaly anao noho ny helokao Izy, ry Edoma zanakavavy, ka hampiseho ny fahotanao.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Lasan’izay ny helokao, ry zanaka vavin’i Siôna, tsy hanesi-tany anao intsony izy. Mamangy ny helokao izy, ry zanaka vavin’i Edôma, asehony miharihary ny fahotanao.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Efa tapitra ny famaizana anao, ry Tsiôna, ka tsy hoentina ho babo intsony ianao. Fa ianao kosa, ry Edôma, hovalian’ny Tompo ny fahadisoanao, hovakiny bantsilana ny helokao.
Malagasy Bible 1865
Tsy misy intsony ny helokao, ry Ziona zanakavavy, tsy ho entina ho babo intsony ianao; Hamaly anao Izy, ry Edoma zanakavavy, noho ny helokao ka hampiseho ny fahotanao.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Tsy misy intsony ny helokao, ry Ziona zanakavavy, tsy hoentina ho babo intsony ianao; hamaly anao noho ny helokao Izy, ry Edoma zanakavavy, ka hampiseho ny fahotanao.
malagasy
Tsy misy intsony ny helokao, ry Ziona zanakavavy, tsy ho entina ho babo intsony ianao; Hamaly anao Izy, ry Edoma zanakavavy, noho ny helokao ka hampiseho ny fahotanao.