Lamentations 4:3 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Na ny amboahaolo aza dia manolotra nono hampinonoany ny zanany; fa ny oloko zanakavavy kosa dia tonga masiaka toy ny aotirisy any an-tany efitra.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ny amboadia aza manolotra nono amin’ny zanany, ka mampinono azy; fa ny zanaka vavin’ny vahoakako kosa nanjary masiaka, hoatra ny ostritsa any an’efitra.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Na ny amboadia aza dia manolotra nono mba hampinonoana ny zanany; fa ny zanakavavin’ny fireneko kosa tsy mifaditra ovana tahaka ny vorombe any an-taniefitra.
Malagasy Bible 1865
Na dia ny amboadia aza dia manolotra nono hampinonoany ny zanany; Fa ny oloko zanakavavy kosa dia efa masiaka toy ny ostritsa any an-efitra.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Na ny amboahaolo aza dia manolotra nono hampinonoany ny zanany; fa ny oloko zanakavavy kosa dia tonga masiaka toy ny aotirisy any an-tany efitra.
malagasy
Na dia ny amboadia aza dia manolotra nono hampinonoany ny zanany; Fa ny oloko zanakavavy kosa dia efa masiaka toy ny ostritsa any an-efitra.[Na: jakala]