Lamentations 4:5 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Izay nihinana hanim-py dia miala aina eny an-dalambe; izay notezaina tamin’ny jaky dia mamihina zezika.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ireo nihinan-kanim-pỳ fahizay, dia midaboky ny hanoanana eny an-dalambe; mandamaka eny amin’ny zezika ireo nolanjaina mipetraka amin’ny jaky.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ireo mpihinana hanim-py dia mitofezaka eny an-dalambe. Ireo nobeazina tamin’ny fitafiana jaky dia mihosinkosina eny an-tobim-pako.
Malagasy Bible 1865
Izay nihinana zava-py dia mahantra eny an-dalambe; Izay notezaina tamin'ny jaky dia mandamaka eny amin'ny zezika.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Izay nihinana hanim-py dia miala aina eny an-dalambe; izay notezaina tamin’ny jaky dia mamihina zezika.
malagasy
Izay nihinana zava-py dia mahantra eny an-dalambe; Izay notezaina tamin'ny jaky dia mandamaka eny amin'ny zezika.[Heb. Naziritany]