Lamentations 4:6 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa ny heloky ny oloko zanakavavy dia lehibe noho ny helok’i Sodoma izay noravana indray mipy maso monja, nefa tsy nokasihin-tanana akory,
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fa ny heloky ny zanaka vavin’ny vahoakako tafahoatra noho ny fahotan’i Sôdôma, izay noravana indray mihelina monja, nefa tsy nisy tanana niainga hamely azy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Lehibe noho ny heloky ny tao Sôdôma ny fahotan’ny vahoakako; nefa noravana indray mipi-maso io tanàna io ka tsy nisy nihetsehana akory.
Malagasy Bible 1865
Fa ny heloky ny oloko zanakavavy dia lehibe noho ny helok'i Sodoma, Izay noravana indray mipi-maso monja, nefa tsy nokasihin-tanana akory,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa ny heloky ny oloko zanakavavy dia lehibe noho ny helok’i Sodoma izay noravana indray mipy maso monja, nefa tsy nokasihin-tanana akory,
malagasy
Fa ny heloky ny oloko zanakavavy dia lehibe noho ny helok'i Sodoma, Izay noravana indray mipi-maso monja, nefa tsy nokasihin-tanana akory,