Lamentations 4:7 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ny Naziritany dia mangatsakatsaka noho ny fanala; eny, fotsy noho ny ronono; mena noho ny voahangy ny tenany, ary tahaka ny vato safira ny endriny.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Namirapiratra noho ny oram-panala ny mpanapaka azy, fotsy noho ny ronono; mena noho ny voahangy ny tenany; vato safira ny tarehiny.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ny printsiny dia nangatsakatsaka noho ny oram-panala; fotsy noho ny ronono ny fihodirany, mavokely noho ny akoran-driaka ny tenany, ary manga toy ny safira ny lalan-drany.
Malagasy Bible 1865
Ny lehibeny dia mangatsakatsaka noho ny fanala, eny, fotsy noho ny ronono; Mena noho ny voahangy ny tenany; Tahaka ny vato safira ny endriny.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ny Naziritany dia mangatsakatsaka noho ny fanala; eny, fotsy noho ny ronono; mena noho ny voahangy ny tenany, ary tahaka ny vato safira ny endriny.
malagasy
Ny lehibeny dia mangatsakatsaka noho ny fanala, eny, fotsy noho ny ronono; Mena noho ny voahangy ny tenany; Tahaka ny vato safira ny endriny.[Heb. Naziritany][Na: perila]