Lamentations 4:8 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa izao kosa dia mainty noho ny arina ny tarehiny ka tsy misy mahafantatra azy eny an-dalana; miraikitra amin’ny taolany ny hodiny ka tonga maina toy ny hazo.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ny tavany mainty noho ny fahamaizinana, ka tsy fantatra intsony izy eny an-dalam-be, ny hodiny, miraikitra amin’ny taolany, maina tahaka ny hazo.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fa izao kosa dia mainty noho ny arina ny endriny; ka tsy fantatra intsony izy eny an-dalambe. Miraikitra amin’ny taolany ny hodiny, dia hoditra maina toy ny kitay.
Malagasy Bible 1865
Fa izao kosa dia mainty noho ny arina ny tarehiny, ka tsy fantatra eny an-dalana izy; Ny hodiny miraikitra amin'ny taolany ka tonga maina toy ny hazo.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa izao kosa dia mainty noho ny arina ny tarehiny ka tsy misy mahafantatra azy eny an-dalana; miraikitra amin’ny taolany ny hodiny ka tonga maina toy ny hazo.
malagasy
Fa izao kosa dia mainty noho ny arina ny tarehiny, ka tsy fantatra eny an-dalana izy; Ny hodiny miraikitra amin'ny taolany ka tonga maina toy ny hazo.