Lamentations 4:9 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Tsara ny matin-tsabatra noho ny maty mosary, fa mihareraka toy ny voatrobaka ihany izy noho ny tsy fisian’ny vokatry ny saha.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Sambatra ireo matin-tsabatra, noho iretsy matin’ny hanoanana, izay mihareraka tsikelikely, maratra, noho ny tsy fisian’ny vokatry ny tany!
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Aleo lavitra aza matin-tsabatra toy izay matin’ny mosary sy mitofezaky ny harerahana satria tsy misy vokatry ny saha.
Malagasy Bible 1865
Tsara ny matin-tsabatra noho ny maty mosary; Fa ireto dia mihareraka toy ny voatrobaka noho ny tsi-fisian'ny vokatry ny saha.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Tsara ny matin-tsabatra noho ny maty mosary, fa mihareraka toy ny voatrobaka ihany izy noho ny tsy fisian’ny vokatry ny saha.
malagasy
Tsara ny matin-tsabatra noho ny maty mosary; Fa ireto dia mihareraka toy ny voatrobaka noho ny tsi-fisian'ny vokatry ny saha.