Lamentations 5:10 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Mahamay toy ny fatana ny hoditray noho ny fivaivain’ny mosary.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Mahamay, hoatra ny lafaoro, ny hoditray, noho ny hamafin’ny hanoanana.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Mahamay toy ny lafaoro ny hoditray satria ampijalijalian’ny mosary izahay.
Malagasy Bible 1865
Mahamay toy ny fatana ny hodi-tray noho ny fahamaimaizana avy amin'ny mosary.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Mahamay toy ny fatana ny hoditray noho ny fivaivain’ny mosary.
malagasy
Mahamay toy ny fatana ny hodi-tray noho ny fahamaimaizana avy amin'ny mosary.