Lamentations 5:11 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nosavihina ny vehivavy tao Ziona sy ny virijiny tao amin’ny tanànan’ny Joda.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nosavihin’izy ireo ny vehivavy tao Siôna, mbamin’ny virjiny tamin’ny tanànan’i Jodà.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Misy manolana ireo vehivavy ao Tsiôna mbamin’ireo virijiny any an-tanànan’i Joda.
Malagasy Bible 1865
Nosavihina ny vehivavy tao Ziona ary ny virijina tao amin'ny tanànan'ny Joda.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nosavihina ny vehivavy tao Ziona* sy ny virijiny tao amin’ny tanànan’ny Joda.
malagasy
Nosavihina ny vehivavy tao Ziona ary ny virijina tao amin'ny tanànan'ny Joda.