Lamentations 5:12 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nahantona tamin’ny tanany ny lehibe ary tsy mba nohajaina ny antitra.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Misy mpanapaka nahanton’ny tanan’izy ireo, ny tavan’ny anti-panahy tsy nasiany hajany,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nahantona tamin’ny tanany ireo mpitondra; ary tsy mba nohajaina ny zokiolona.
Malagasy Bible 1865
Nahantona tamin'ny tànany ny lehibe; Ary ny antitra tsy mba nohajaina.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nahantona tamin’ny tanany ny lehibe ary tsy mba nohajaina ny antitra.
malagasy
Nahantona tamin'ny tànany ny lehibe; Ary ny antitra tsy mba nohajaina.