Lamentations 5:14 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ny loholona dia tsy misy eo am-bavahady ary ny zatovo dia tsy mitendry zavamaneno intsony.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ny loholona nitsahatra tsy nankeny am-bavahady intsony; ary ny zatovo tsy nitendry ny valihany intsony.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ny loholona nitsaha-nanao antenimiera; ary ny zatovo nitsaha-nitendry valiha.
Malagasy Bible 1865
Ny loholona tsy misy eo am-bavahady, ary ny zatovo tsy mitendry zava-maneno intsony.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ny loholona dia tsy misy eo am-bavahady ary ny zatovo dia tsy mitendry zavamaneno intsony.
malagasy
Ny loholona tsy misy eo am-bavahady, ary ny zatovo tsy mitendry zava-maneno intsony.