Lamentations 5:16 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Efa afaka ny satroboninahitra tamin’ny lohanay; idiran-doza izahay fa efa nanota!
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nianjera ny satroboninahitry ny lohany; eny, loza ho anay, fa nanota izahay!
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nianjera ny satroboninahitra teny an-dohanay; idiran-doza izahay satria efa nanota!
Malagasy Bible 1865
Efa afaka ny satro-boninahitra tamin'ny lohanay; Idiran-doza izahay, fa efa nanota!
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Efa afaka ny satroboninahitra tamin’ny lohanay; idiran-doza izahay fa efa nanota!
malagasy
Efa afaka ny satro-boninahitra tamin'ny lohanay; Idiran-doza izahay, fa efa nanota!