Lamentations 5:17 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Noho izany dia reraka ny fonay; eny, noho izany dia maizina ny masonay,
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Izao no antony raha marary ny fonay, izao no antony raha nihamaizina ny masonay.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Matoa rera-po izahay matoa jembin-dranomaso ny masonay,
Malagasy Bible 1865
Ary noho izany dia reraka ny fonay, eny, noho izany dia maizina ny masonay,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Noho izany dia reraka ny fonay; eny, noho izany dia maizina ny masonay,
malagasy
Ary noho izany dia reraka ny fonay, eny, noho izany dia maizina ny masonay,