Lamentations 5:19 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
TOMPO ô, Ianao no mipetraka mandrakizay; eny, ny sezafiandriananao no maharitra hatramin’ny taranaka fara aman-dimby.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ianao, ry Iaveh, dia ao amin’ny fiketrahanao mandrakizay; ny seza fiandriananao maharitra amin’ny taona mifandimby!
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ianao kosa, TOMPO ô, dia mipetraka mandrakizay eo amin’ny sezafiandriananao; ary ny fanjakanao no maharitra amin’ny taonjato mifandimby.
Malagasy Bible 1865
Jehovah ô, ianao no mipetraka mandrakizay, eny, ny seza fiandriananao no maharitra hatramin'ny taranaka fara mandimby.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
TOMPO ô, Ianao no mipetraka mandrakizay; eny, ny sezafiandriananao no maharitra hatramin’ny taranaka fara aman-dimby.
malagasy
Jehovah ô, ianao no mipetraka mandrakizay, eny, ny seza fiandriananao no maharitra hatramin'ny taranaka fara mandimby.