Lamentations 5:2 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ny lovanay dia afindra ho an’ny vahiny, ary ny tranonay dia ho an’ny olona tsy fantatra.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ny lovanay, lasan’ny hafa firenena, ny tranonay, lasan’ny olon-tsy fantatra.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Lasan’ny hafa ny tanindrazanay, lasan’ny vahiny ny tranonay.
Malagasy Bible 1865
Ny lovanay dia afindra ho an'ny vahiny ary ny tranonay ho an'ny hafa firenena.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ny lovanay dia afindra ho an’ny vahiny, ary ny tranonay dia ho an’ny olona tsy fantatra.
malagasy
Ny lovanay dia afindra ho an'ny vahiny ary ny tranonay ho an'ny hafa firenena.