Lamentations 5:20 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ahoana no dia anadinoanao anay mandrakariva sy ahafoizanao anay andro lava?
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ahoana no dia hanadinoanao anay mandrakizay, dia handao anay amin’ny andro lava toy izao?
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Koa ahoana no anadinoanao anay hatrany sy andaozanao anay mandritra ny andro-piainanay?
Malagasy Bible 1865
Ahoana no dia anadinoanao anay mandrakizay sy ahafoizanao anay andro lava?
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ahoana no dia anadinoanao anay mandrakariva sy ahafoizanao anay andro lava?
malagasy
Ahoana no dia anadinoanao anay mandrakizay sy ahafoizanao anay andro lava?