Lamentations 5:21 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
TOMPO ô, ampivereno aminao izahay mba hiverenanay; havaozy ho toy ny fahiny ny andronay.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ampivereno aminao izahay, ry Iaveh, dia hiverina, havaozy ny andronay toy ny fahiny indray.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
TOMPO ô, ampivereno aminao izahay mba hiverenanay aminao tokoa; havaozy ny fiainanay ho toy ny fahiny.
Malagasy Bible 1865
Jehovah ô, ampivereno aminao izahay, mba hiverenanay; Havaozy ho toy ny fahiny ny andronay.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
TOMPO ô, ampivereno aminao izahay mba hiverenanay; havaozy ho toy ny fahiny ny andronay.
malagasy
Jehovah ô, ampivereno aminao izahay, mba hiverenanay; Havaozy ho toy ny fahiny ny andronay.Moa dia nandà anay tokoa va Hianao sy tezitra aminay indrindra?