Lamentations 5:22 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Moa dia nanary anay tokoa va Ianao sady tezitra mafy aminay?
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fa dia narianao tokoa va izahay, sy ho tezitra tsy an’erany aminay va Ianao?
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Sa holavinao tanteraka ve izahay na hiharan’ny hatezeranao mihoa-pampana?
Malagasy Bible 1865
Moa dia nandà anay tokoa va Hianao sy tezitra aminay indrindra?
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Moa dia nanary anay tokoa va Ianao sady tezitra mafy aminay?
malagasy
Moa dia nandà anay tokoa va Hianao sy tezitra aminay indrindra?