Lamentations 5:7 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nanota ny razanay; tsy etỳ intsony izy ireo; ary izahay no mivesatra ny helony.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nanota ny razanay, tsy eo intsony anefa izy, ka izahay ity no mivesatra ny helony.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nanota ny razanay kanefa tsy eo intsony izy; fa izahay no mivesatra ny helony.
Malagasy Bible 1865
Nanota ny razanay tsy etỳ intsony izy; Ary izahay no mivesatra ny helony.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nanota ny razanay; tsy etỳ intsony izy ireo; ary izahay no mivesatra ny helony.
malagasy
Nanota ny razanay tsy etỳ intsony izy; Ary izahay no mivesatra ny helony.