Lamentations 5:8 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Andevo no mifehy anay; tsy misy manafaka anay amin’ny tanany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Andevo no manapaka anay, tsy misy olona manafaka anay amin’ny tanan’ireo.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Mpanompo no manapaka anay nefa tsy misy manafaka anay amin’ny fahefàny.
Malagasy Bible 1865
Andevo no manapaka anay; Tsy misy manafaka anay amin'ny tànany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Andevo no mifehy anay; tsy misy manafaka anay amin’ny tanany.
malagasy
Andevo no manapaka anay; Tsy misy manafaka anay amin'ny tànany.