Leviticus 1:11 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Hamono azy eo avaratry ny alitara eo anatrehan’NY TOMPO izy, ary ireo mpisorona, zanak’i Arona, dia hamafy ny ra manodidina ny alitara.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
dia hovonoiny izy io eo amin’ny lafiny avaratry ny ôtely, eo anatrehan’i Iaveh, ary ny mpisorona zanak’i Aarôna handraraka ny ra manodidina eo ambonin’ny ôtely.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Izay mpanolotra no hamono azy eo avaratry ny alitara, eo anoloan’ny Toeramasin’ny TOMPO: fa ireo mpisorona taranak’i Aharôna kosa hamafy ny ra manodidina eo amin’ny rindrin’ny alitara.
Malagasy Bible 1865
Dia hamono azy eo avaratry ny alitara eo anatrehan'i Jehovah izy; ary ireo mpisorona, zanak'i Arona, dia hanopy ny rà manodidina amin'ny lafin'ny alitara.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Hamono azy eo avaratry ny alitara eo anatrehan’NY TOMPO izy, ary ireo mpisorona, zanak’i Arona, dia hamafy ny ra manodidina ny alitara.
malagasy
Dia hamono azy eo avaratry ny alitara eo anatrehan'i Jehovah izy; ary ireo mpisorona, zanak'i Arona, dia hanopy ny rà manodidina amin'ny lafin'ny alitara.