Leviticus 1:12 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Horasainy tsara ilay fanatitra mbamin’ny lohany sy ny jaborany ka halahatry ny mpisorona eo ambonin’ny kitay izay eo amin’ny afo eo ambonin’ny alitara;
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Horasaina araka ny didiny izy, mbamin’ny lohany sy ny momba ny atiny rehetra, dia halahatry ny mpisorona eo ambony kitay hazo voatohoka eo amin’ny afon’ny ôtely.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Izay mpanolotra no hanao rasa vaventy azy sy hanesotra ny lohany sy ny taviny; fa mpisorona anankiray kosa no handahatra ireny eo ambonin’ny kitay izay napetraka tambony vainafo eo amin’ny alitara.
Malagasy Bible 1865
Dia horasainy tsara izy mbamin'ny lohany sy ny saborany; ary halahatry ny mpisorona eo ambonin'ny kitay izy eo amin'ny afo izay eo ambonin'ny alitara;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Horasainy tsara ilay fanatitra mbamin’ny lohany sy ny jaborany ka halahatry ny mpisorona eo ambonin’ny kitay izay eo amin’ny afo eo ambonin’ny alitara;
malagasy
Dia horasainy tsara izy mbamin'ny lohany sy ny saborany; ary halahatry ny mpisorona eo ambonin'ny kitay izy eo amin'ny afo izay eo ambonin'ny alitara;