Leviticus 1:14 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Raha vorona no atolony ho an’NY TOMPO ho fanatitra dorana manontolo dia domohina na voromailala no hatolony ho fanatitra.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Raha vorona hatao sorona dorana no ateriny amin’i Iaveh, dia domohina na vanto-boromahailala no hateriny.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
«Rehefa vorona no atolotra ho sorona dorana manontolo amin’ny TOMPO, dia domohina na voromahailala no aoka hatolotra.
Malagasy Bible 1865
Ary raha vorona no ateriny ho an'i Jehovah ho fanatitra dorana, dia domohina na zana-boromailala no hateriny ho fanatiny.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Raha vorona no atolony ho an’NY TOMPO ho fanatitra dorana manontolo dia domohina na voromailala no hatolony ho fanatitra.
malagasy
Ary raha vorona no ateriny ho an'i Jehovah ho fanatitra dorana, dia domohina na zana-boromailala no hateriny ho fanatiny.