Leviticus 1:15 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Haterin’ny mpisorona ho eo amin’ny alitara izany, dia hotapahiny ny lohany ka hodorany ho fofona eo ambonin’ny alitara sady hofiazany eo amin’ny rindrin’ny alitara ny rany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Hoentin’ny mpisorona eo amin’ny ôtely ny vorona, ka hofolahiny amin’ny hohony ny lohany, dia hodorany hanetona eo ambonin’ny ôtely, ary hofiazany amin’ny rindrin’ny ôtely ny rany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Hoentin’ny mpisorona ho eo amin’ny alitara izany, ka hotapahiny ny lohany, dia hodorany hanetona eo ambonin’ny alitara; ary hofiazany hiraraka eo amin’ny rindrin’ny alitara ny rany.
Malagasy Bible 1865
Ary haterin'ny mpisorona ho eo amin'ny alitara izany, ka hotapahiny amin'ny hoho ny lohany, dia hodorany ho fofona eo ambonin'ny alitara, ary hofiazany eo amin'ny rindrin'ny alitara ny ràny;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Haterin’ny mpisorona ho eo amin’ny alitara izany, dia hotapahiny ny lohany ka hodorany ho fofona eo ambonin’ny alitara sady hofiazany eo amin’ny rindrin’ny alitara ny rany.
malagasy
Ary haterin'ny mpisorona ho eo amin'ny alitara izany, ka hotapahiny amin'ny hoho ny lohany, dia hodorany ho fofona eo ambonin'ny alitara, ary hofiazany eo amin'ny rindrin'ny alitara ny ràny;