Leviticus 1:16 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Hesoriny ny takorobabony sy ny volony dia hariany eo atsinanan’ny alitara, eo amin’ny fitoeran-davenona.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Hoesoriny ny takorobabony mbamin’izay rehetra maloto eo aminy, dia hariana eo akaikin’ny ôtely amin’ny atsinanany, eo amin’ny fitoeran-davenona.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia hoesoriny ny takorobabony mbamin’ny ao anatiny, ka hararany eo atsinanan’ny alitara, eo amin’ny fitobian-davenona;
Malagasy Bible 1865
ary hesoriny ny takorobabony sy ny ao anatiny, ka hariany eo atsinanan'ny alitara, dia eo amin'ny fitoeran-davenona;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Hesoriny ny takorobabony sy ny volony dia hariany eo atsinanan’ny alitara, eo amin’ny fitoeran-davenona.
malagasy
ary hesoriny ny takorobabony sy ny ao anatiny, ka hariany eo atsinanan'ny alitara, dia eo amin'ny fitoeran-davenona;ary hosamahany amin'ny elany no fameraka azy, fa tsy hohenteriny; ary ny mpisorona handoro azy ho fofona eo ambonin'ny alitara, ambonin'ny kitay izay eo amin'ny afo; fanatitra dorana izany, dia fanatitra atao amin'ny afo ho hanitra ankasitrahana ho an'i Jehovah.